Za Sy Orange 4.4.0 Icon
0
0 Ratings
51K+
Downloads
4.4.0
version
Jul 27, 2023
release date
~50M
file size
Free
Download

What's New

Ity kinova vaovao ity dia mitondra fanatsarana isan-karazany ho anao mba hanompoana anao tsara kokoa.

Zarao aminay ny fanehoan-kevitrao mba hahafahantsika manatsara hatrany ny Za Sy Orange!

About Za Sy Orange Android App

Za Sy Orange dia une application maimaim-poana ho an'ny mpanjifa Orange Madagascar ahafahana :

- Mitantana ny kaonty Orange (mamahana, mandefa fahana, mitsidika ny solde, mividy tolotra, Lany Credit, sns.)
- Miditra amin'ny services isan-karazany sy application Orange hafa
- Miditra amin'ny sercice client (FAQ, numerao ahazoana ny service client, adiresin'ireo botika Orange)

Manombok'izao, tsy voatery mitadidy ireo kaody idirana amin'ny tolotra Orange intsony ianao!
----------------------------------------------------------------------------------------------
Conditions :

- Fampiasana : application Za Sy Orange dia azo ampiasain'ny mpanjifa Orange rehetra izay ao anatin'ny tambazotra Orange Madagascar.
- Téléchargement : afaka alaina amin'ny alalan'ny Wifi na avy amin'ireo tolotra aterineto Orange.
- Vidiny : ny fampiasana anatin'ny application dia maimaim-poana ao anatin'ny tambazotra Orange (ankoatra ny localisation agences sy botika Orange).
Araho mandrakariva ny momba ny tolotra Orange sy ireo vaovao farany ao amin'ny centre de notifications.
----------------------------------------------------------------------------------------------
Manana fanontaniana na soso-kevitra ve ianao? afaka alefanao amin'ny mailaka: [email protected]

Araho izahay ao amin'ny Twitter sy Facebook :
https://twitter.com/orange_mg
www.facebook.com/orangemada

Other Information:

Package Name:
Requires Android:
Android 5.1
Other Sources:

Download

This version of Za Sy Orange Android App comes with one universal variant which will work on all the Android devices.

Variant
Latest
(Jul 27, 2023)
Architecture
all
Minimum OS
Android 5.1
Screen DPI
nodpi (all screens)

All Versions

If you are looking to download other versions of Za Sy Orange Android App, We have 1 version in our database. Please select one of them below to download.

Loading..